Tsy Voaozona (Agrad sy Skaiz)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao io ve tsy mba tonga saina
Fa ny anareo fitia noterena
Isan’andro ianao zao no mitaraina
Hazo fijaliana ny anao no babena

Tsy hahitana an’ilay masoandro mazava
Fa ilay endrikao toa maloka lava
Opa teny mandratra, eso teny sy latsa
Tomany efa mahazatra tsisy farany e


ref :
Te hiala ianao nefa tsy afaka e
Tafiditra anaty lavaka e
Nefa ataovy ao an-tsainao
F’ianao tsy ho lany zara ry havako e

Te hiala ianao nefa tsy afaka e
Tafiditra anaty lavaka e
Nefa ataovy ao an-tsainao
F’ianao tsy ho lany zara ry havako e

Raha zah ianao io miala a
Fa fitiavana manara a
Any an-kafa mitady hafanana e
Sa ianao io ve mbola tamana e

Raha zah ianao io miala
Fa fitiavana manara ah
Any an-kafa mitady hafanana e
Sa ianao io ve mbola tamana e

Fotoana an’nareo tanikeo fa izy tsy hita popoka
Aleony nanala n’boire-boire n’fopoka
Ritra hoazy teo ilay loharano niboiboika
Ilay bois de rose lasa niova hazo boboka

Blacklist ianao my sista
Hadalana goavam-be raha mbola hi-insiste a
Bandy bobaka na eto tana na sisin-tany
Hadinoy izy zay fikanao fa masiso tany

Na ny fiainana aza mbola tsy nisasaka
Dia nahoana ny ranomasonao no halatsaka
Toto koba tavy be fa ndry koa anie tsy taspe
Fafao ny fisiany na dia hoe namela tache be


ref :
Te hiala ianao nefa tsy afaka e
Tafiditra anaty lavaka e
Nefa ataovy ao an-tsainao
F’ianao tsy ho lany zara ry havako e

Te hiala ianao nefa tsy afaka e
Tafiditra anaty lavaka e
Nefa ataovy ao an-tsainao
F’ianao tsy ho lany zara ry havako e

Raha zah ianao io miala a
Fa fitiavana manara a
Any an-kafa mitady hafanana e
Sa ianao io ve mbola tamana e
--------
Rohy:
Hevitra
Nanandry ( 24/08/2021 16:40)
tiako
Velomanjaka ( 31/01/2022 13:53)
Zah makafy an'lay feeling AGRAD&SKAIZ;
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Agrad sy Skaiz
Vangy : 4068
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Nanandry
Daty : 24/08/2021 17:19
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0185