Soa (AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Soa ero ny miaraka Aminao Jesoa aa
Tsa misy ny mampagnahy fa de lazaiko
Ko hivehivemikarogna aia koa a
Anoa 'sika aby, aia koa ro ahita ?

REF :
Soa e, ny miaraka Aminao Jesoa aa
Soa e, ( agnay tsa mba hiala koa )
Soa e, ny miaraka Aminao Jesoa a a
Leky ny rah aby manahirana
Fe ny tena faly, fa tsa sahirana
( x2 )
.......Instru........

2. Agnao eroa ro tiagnay halala a
Moa agnao ve vana misalasala
Tapao ny hevitsao fa aza miandry koa
Anoa 'sika aby hiaraka @ Tompo

REF :
Soa e, ny miaraka Aminao Jesoa aa
Soa e, ( agnay tsa mba hiala koa )
Soa e, ny miaraka Aminao Jesoa a a
Leky ny rah aby manahirana
Fe ny tena faly, fa tsa sahirana
( x2 )

Anaaa, isaorana anie Andriamanitra nanome antsika izao andro androany izao, koa agnay niavy eto e manasa anao, magnenga anao,
Anoa ero isika anompo an'Andriamanitra 'zao fa rah soa ro miaraka amin'Azy, koa agnay e faly mankasitraka mankatelina, ko misaotra indrindra tompoko ô !

.......Instru........

Soa e, Soa soa a
Soa e, rah soa a
Soa e, anoa hery
Soa e, Soa soa a

Soa e, ny miaraka Aminao Jesoa aa
Soa e, ( agnay tsa mba hiala koa )
Soa e, ny miaraka Aminao Jesoa a a
Leky ny rah aby manahirana
Fe ny tena faly, fa tsa sahirana
Leky ny rah aby manahirana
Fe ny tena faly, fa tsa sahirana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina)
Vangy : 597
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ckaye
Daty : 09/06/2022 19:11
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.08