SAMBATRA 'ZAY MATOKY ANAO (AFA Choir ( Antsan'ny Fanantenana Ambatotsidikaina))

Sambatra e, 'zay matoky Anao
Mandry tsisy ahiahy @'zay rehetra atao
'Zay manetry tena asandratrao tokoa
Omenao harena tsy loa
Miavaka e miaraka @ Jesô
Na misy manjo lavitry ny sento ô
Ka na misy loza miaro anao Izy
Jesô mihitsy koa be fitia

Iza moa mahalala ny am-pitsony ?
'Zay rehetra hitranga @ fiainany
Fa Ianao no mahay 'zay hiafarana
'Zah tsy miala Aminao

REF :
Sambatra e 'zay matoky Anao
Miavaka e ( ny ) miaraka Aminao
Sambatra e 'zay matoky Anao ôô
Miavaka e ( ny ) miaraka Aminao

     Tsiky dia ampy                         .... Instru......

Sambatra e ...........

Iza moa mahalala.........

REF :
Sambatra e 'zay matoky Anao
Miavaka e ( ny ) miaraka Aminao
Sambatra e 'zay matoky Anao ôô
Miavaka e ( ny ) miaraka Aminao

                           .... Instru......

Iza moa mahalala ny am-pitsony ?
'Zay rehetra hitranga @ fiainany
Fa Ianao no mahay 'zay hiafarana
'Zah tsy miala Aminao

REF : x2
Sambatra e 'zay matoky Anao
Miavaka e ( ny ) miaraka Aminao
Sambatra e 'zay matoky Anao ôô
Miavaka e ( ny ) miaraka Aminao

Hevitra mandeha

hery (04/06/2022 05:24:37)

Aza zatra manao lohateny sora-baventy (majuscules) fa tsy dia tsara loatra.

Tohiny Hametraka hevitra

Mpihira : AFA Choir ( Antsan'ny Fanantenana Ambatotsidikaina)
Mpamaky : 94
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Ckaye
Tamin'ny : 03/06/2022 19:22:14
ID : 14281

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo