RAHA VAO MAHATSIARO HOE KRISMASY (AFA Choir ( Antsan'ny Fanantenana Ambatotsidikaina))

1. Raha vao mahatsiaro hoe krismasy
Indro ao an-tsaiko ilay Jesosy Mpamonjy
Izao tontolo izao
Tao an-tranon'omby tao no teraka
Nefa Mpanjakan'ny mpanjaka

REF :
Voninahitra anie ho an'ny Ray
Fiadanan-dehibe ho an'ny olona ety
Ny aizim-pito dia nandositra
F'efa tonga itononkira.serasera.orglay Hazavana

2. Raha vao maheno hoe Jesosy
Tsapako aho faly
NY ao am-poko te-hisaotra Ny Ray be fitia
Tahak'ireo Mpiandry ondry sy 'reo Magy
Dia harahiko ny hazavanao

REF :
Voninahitra anie ho an'ny Ray
Fiadanan-dehibe ho an'ny olona ety
Ny aizim-pito dia nandositra
F'efa tonga ilay Hazavana

Mpihira : AFA Choir ( Antsan'ny Fanantenana Ambatotsidikaina)
Mpamaky : 97
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Ckaye
Tamin'ny : 07/06/2022 17:00:58
ID : 14289

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo