Ny adiko adinao (AFA Choir ( Antsan'ny Fanantenana Ambatotsidikaina))

1. Miaky aho fa sarotra ny lalana diaviko
Nefa mahery lanao Andriamanitro
Ny adiko adinao,ny olako olanao
Tsy hanan-tahotra aho na hivadi-po

REF :
Sambatra aho Jehovah misy Anao
Maivana ny am-poko itoeranao
Menatra ireo fahavaloko
Satria mahery lanao Andriatononkira.serasera.orgmanitro

2. Be ireo fakam-panahy, Izahanao toetra anay
Fa mahatoky lanao mampandresy ahy
Ny adiko adinao,ny olako olanao
Tsy hanan-tahotra aho na hivadi-po

REF : x2
Sambatra aho Jehovah misy Anao
Maivana ny am-poko itoeranao
Menatra ireo fahavaloko
Satria mahery lanao Andriamanitro

Mpihira : AFA Choir ( Antsan'ny Fanantenana Ambatotsidikaina)
Mpamaky : 125
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Ckaye
Tamin'ny : 03/06/2022 19:22:37
ID : 14278

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo