MIRARY SOA (AFA Choir ( Antsan'ny Fanantenana Ambatotsidikaina))

Izay, izay rehetra vita izay
lo no mariky ny fiombonana tety
Oay, voazara tokoa mantsy
Fa iray kosa @ Kristy

REF :
Mivavaka ho anao e hahita fiainana
Miavaka lafatra miaraka @ Ray
tononkira.serasera.orgMirary soa anao, ny amin'zay rehetra atao
Ho sambatra, hiadana homban'i Jesô

Reo soa, izay nifanaovana
Raikitra ao am-po ho tsarovana tokoa
F'izao, indray andro any anie
Dia tsy maintsy mbola hihaona indray

Mpihira : AFA Choir ( Antsan'ny Fanantenana Ambatotsidikaina)
Mpamaky : 93
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Ckaye
Tamin'ny : 07/06/2022 17:00:56
ID : 14290

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo