MIAMBENA (AFA Choir ( Antsan'ny Fanantenana Ambatotsidikaina))

E ô, miambena nama
Miambena fa tsisy mahalala
Ny andro hihavian'ny Tompo
Ambeno io fonao io tsy haloto
( x2 )

Jesosy no lalana ho an'ny @ Ray
'Lay mandrakizay
Any misy fiainana lafatra tokoa
Paradisa soa

REF :
'Zay tsy ho any e, ( Hijaly e)
'Zay tsy ho any e, Hijaly e
Any misy fiainana aaaTsiky dia ampy
Zay tsy ho any e, ( Tomany e )
'Zay tsy ho any e, Tomany e
Miambena tsara nama aa !!

......Instru.....

E ô, miambena nama
Miambena fa tsisy mahalala
Ny andro hihavian'ny Tompo
Ambeno io fonao io tsy haloto

Jesosy no lalana ho an'ny @ Ray
'Lay mandrakizay
Any misy fiainana lafatra tokoa
Paradisa soa

REF : ...... x2

Mpihira : AFA Choir ( Antsan'ny Fanantenana Ambatotsidikaina)
Mpamaky : 98
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Ckaye
Tamin'ny : 03/06/2022 19:22:22
ID : 14280

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo