Hosana (AFA Choir ( Antsan'ny Fanantenana Ambatotsidikaina))

Ekaaa, ekaaa

1. Hafaliana ho anay e, ny andro androany
Hihaonana indray
Hery, haja, Anao Ray
Hihira ny voninahiny
( x2 )

Izay matoky Azy e eia
Dia tahaka ny tendrombohitra
Lavitry ny ahiahy e, ah zalahy
Mitoetra mandrakizay, mandrakizay

REF :
Andriamanitra tsara e : eh ia
Hosana @Avo indrindra : tsara Izy e
Hosana any @Avo ooo: ehe eia
Fa Andriamanitra tsara : tsara Izy e

Ekaaa, ekaaa

2. Hava-tiako o, mivavaha e
Malala sy fitiavana Izy
Tompon'ny Tompo herinao
Mpanjaka, Mpanjaka dertononkira.serasera.orgao

Izay matoky Azy e eia
Dia tahaka ny tendrombohitra
Lavitry ny ahiahy e, ah zalahy
Mitoetra mandrakizay, mandrakizay

REF :
Andriamanitra tsara e : eh ia
Hosana @Avo indrindra : tsara Izy e
Hosana any @Avo ooo: ehe eia
Fa Andriamanitra tsara : tsara Izy e

Eh ia ! Tsara Izy e!

Tsopa , tsopa
Ya zalah e, tsara Zagnahary io
Aza adino fiarahantsika mivavaka aminanjy !!

Hosana (3x) any @Avo indrindra
Hosana (3x) any @Avo

Eh hosana e, eh hosana
Eh hosana e, eh hosana any @Avo
( x2 )

eh hosana any @Avo , Hosana

Mpihira : AFA Choir ( Antsan'ny Fanantenana Ambatotsidikaina)
Mpamaky : 72
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Ckaye
Tamin'ny : 07/06/2022 17:00:43
ID : 14294

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo