FIAINANA TSARA (AFA Choir ( Antsan'ny Fanantenana Ambatotsidikaina))

Fahiny aho tsy nahalala Anao ooo
Variana e ! t@ rehak'izao tontolo zao
Ninia tsy nihaino, nanao hadalana
Nanapi-maso tsy nijery zay hiafarana
( x2 )

Rf: x2
Manomboka anio ry Ray
Tsy hanao intsony fa efa fay
Fa efa nandray
Lay fiainana tsara mandrakizay

                             ----- instru -----

De niantso ahy lanao
Fa tsy foinao ho very ny aiko e
Ka izao vao tsatononkira.serasera.orgpako
Fa Aminao no hasambarana e
(x2)

Fahiny aho tsy nahalala Anao ooo
Variana e ! t@ rehak'izao tontolo zao
Ninia tsy nihaino, nanao hadalana
Nanapi-maso tsy nijery zay hiafarana

De niantso ahy lanao
Fa tsy foinao ho very ny aiko e
Ka izao vao tsapako
Fa Aminao no hasambarana e

Ref : x4

                           ----- instru ------

Ref : x4

Fa efa nandray
Lay fiainana tsara mandrakizay
( x2 )

Mpihira : AFA Choir ( Antsan'ny Fanantenana Ambatotsidikaina)
Mpamaky : 74
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Ckaye
Tamin'ny : 07/06/2022 17:00:56
ID : 14291

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo