You are here: home > Forum

Fanorotoroana

Lohahevitra : Fanorotoroana
Fitohizan'ny hafatra : Fanorotoroana
Valiny : 13
hery - 25/10/2019 12:48
... Tohiny
Valio | Miverina eny ambony
miharymamy8 - 25/10/2019 12:48
miarahaba e! rahoviana kay no mivoaka amin'ny apk tononkira sponsorisé ny tononkira nalefa efa ela2? sa efa???
Valio | Miverina eny ambony
hajamichel - 28/10/2019 07:05
Misaotra bevata ny Goupe MANALY fa milay ilay hira hoe "TSY HANIMBA PASIPAORO". Tohizo fa tena tsara le clip sy ilay hira e!
Valio | Miverina eny ambony
Toukii - 12/02/2020 17:34
Salama oh!
Ahoana kay no fandefasana tonon-kira na mampiditra tonon-kira vaovao ato azafady?
Valio | Miverina eny ambony
nonoh.harentsou - 08/04/2020 09:36
Bjr
oviana kay no mba mivoaka ny version farany amin'ilay apk fa ny hira napidirinay mbola tsy ao nefa tena miasa be aminay le izy
Mankasitraka indrindra tompoko
Valio | Miverina eny ambony
harimanana16 - 14/04/2020 02:19
Mankasitraka indrindra anareo namana rehetra nifampizara e !
Valio | Miverina eny ambony
Avotra23 - 08/04/2021 13:01
Salama tompoko oh, misy tsikaritra kely fotsiny :

Rehefa misy hira ahitsy dia ato ihany ("en ligne") no miova fa ny anaty "application" tsy miova na dia efa miverina manao "téléchargement" ary

Misaotra indrindra tompoko
Valio | Miverina eny ambony
Herman TOJO - 01/09/2021 12:38
slm d0l,

sw mb misy afk mandefa lyrics-anle taratasy by Aton'ich & sphynkx iny azfd?
Valio | Miverina eny ambony
francescastecy - 09/03/2022 11:33
Salama,
Sao dia misy manana tononkira an i Tearanao ilay hoe KO VARIAGNE iny azafady
Valio | Miverina eny ambony
TBEA - 13/05/2022 08:15
salama ô!
aona kay no hatao mba hanapoitra ilay mpihira ao @ Tononkira?
Valio | Miverina eny ambony
Nohisoa - 17/05/2022 07:48
Salama e, nampiditra hira vitsivitsy teto aho herinandro zay dia oviana kay no hita any amin'ny app tsotra tsy mila code le hira nampidirina azafady? Misaotra betsaka ho an'izay mamaly
Valio | Miverina eny ambony
Todisoajosoa - 26/07/2022 19:06
Misy application fandefasana mp3 hita ao amin'ny playstore ve tahaka ireny spotify ireny afahana mijery ireo tononkira malagasy hita ato?
Valio | Miverina eny ambony
thierry.moa.1410 - 10/08/2022 01:04
Miarahaba eh,

zay mba te hampiditra tononkira fa aiza no andefasana azy?
Sa alefa eto @ commentaire ve dia ny admin no mampiditra azy?

Mankasitraka,
Valio | Miverina eny ambony
tianjanaharyerick3 - 20/09/2022 05:18
Salama aby oh,mankasitraka tompoko amin'ny fandraisana!
Valio | Miverina eny ambony