You are here: home > Forum

Momba ny takelaka

Lohahevitra : Momba ny takelaka
Fitohizan'ny hafatra : Mba te ampiditra tononkira ato aho fa tsy mahay!! ...
Valiny : 0
Pejy:  < 1 2 3
sham roune - 05/01/2018 22:55
Mba te ampiditra tononkira ato aho fa tsy mahay!!
Sao mba misy afaka mampianatra??
Valio | Miverina eny ambony
sham roune - 05/01/2018 22:55
Mba te ampiditra tononkira ato aho fa tsy mahay!!
Sao mba misy afaka mampianatra??
Valio | Miverina eny ambony
Ranjatu - 08/02/2018 20:15
Asio MAJ fona fa mbl bdb ny vazo tsy ao aaa
Ohatra : na de maizina Mage 4
Valio | Miverina eny ambony
voaharym - 20/03/2018 08:24
mua mangataka inlay hiran'i Groupe MAROANDAVAKA hop FA dia maninona kosa no dia manao an'izany, lazainao ny bandy fa misosa e, nefa lasa binan, misaotra e
Valio | Miverina eny ambony
njakatianaharisoa - 20/04/2018 04:09
salama tompoko mba afaka mangataka instrumental na hira miarak @ karaoke ,(tsy asiana hira fa feony ihany) azafady indrindra , somary ilaina maika
hiran'i Rija Oelijaonina le veloma ianao iny ,
miosaotra betsaka atsika mpikambana tompoko
Valio | Miverina eny ambony
francoisP - 20/04/2018 09:45
mafinaritra ty takelaka ty fa tena misaotra betsaka e! manampy @fifampizarana ny mahasoa sy ny mahafinaritra!
Valio | Miverina eny ambony
kiady22 - 26/05/2018 21:32
Misaotra amin'ilay application android e! mankasitraka
Valio | Miverina eny ambony
1hery - 29/06/2018 09:25
Salama e, sao mba mety ny ahazoana solfa sy solofezy ho an'ireo tononkira, na vakizoro iray manokana ho an'izay solfa sy solfezy izay.
Valio | Miverina eny ambony
jims1 - 08/08/2018 17:02
Mba mangataka anle hiran'i benja andriantahiana "isalo sy ankaratra" ze mba manana azafady ô. Efa ela nitadiavak an'io hira io fa tsy mahita mitsy ah. Merci!
Valio | Miverina eny ambony
MAMY_FIAFERANA - 26/09/2018 17:20
Mba mangataka an'io hira TSY MBA NOSAKANANAO an'i Zoely Ratsimbaafy io audio na vidéo. Misaotra mialoha
Valio | Miverina eny ambony
elien8 - 17/11/2018 18:29

lalaram00
Aiza kay ny misy ny tononkira no sady misy tondrompeo?


anotanio any
Valio | Miverina eny ambony
kalapoundy - 30/11/2018 08:39
mba mangataka lay hiran'ny FLM 67ha sy FLM Ambatovinaky lay hira efa elaela reny o , misaotra betsaka
Valio | Miverina eny ambony
landriamiandrisoa - 17/01/2019 21:22

sham roune
Mba te ampiditra tononkira ato aho fa tsy mahay!!
Sao mba misy afaka mampianatra??

Miditra ao @le oe hampiditra hira.
Valio | Miverina eny ambony
groupfenonsoa - 10/07/2019 15:44
Hoanareo izay te ihaino ilay hiran'i groupefenosoa Tsiahy an'i Neny araho ity lien ity misaotra mahazo fafinarenatana

Misaotra indrindra Groupefenosoa
Valio | Miverina eny ambony
ainaharivola2 - 03/10/2019 10:13
bonjour daholo saika mba anontany raha afaka mampiditra hira vaza ?????
Valio | Miverina eny ambony
hery - 03/10/2019 18:21

ainaharivola2
bonjour daholo saika mba anontany raha afaka mampiditra hira vaza ?????



Hiran'ny mpihira malagasy ihany no azo ampidirina.
Valio | Miverina eny ambony
elienantenaina - 05/10/2019 07:39

hery

boles
Mba mangataka hira fiderana e!!! (Ampifitia, Hosana...) Mankasitraka mialoha


Misy be dia be ao fa tadiavo e
Valio | Miverina eny ambony
Pejy:  < 1 2 3