You are here: home > Forum

Momba ny takelaka

Lohahevitra : Momba ny takelaka
Fitohizan'ny hafatra : manana hira izahay d tiko ampidirina ato d ahoana ...
Valiny : 0
Pejy:  < 1 2 3 > 
ramiarinjatovo - 31/10/2016 09:17
manana hira izahay d tiko ampidirina ato d ahoana kay n mampiditra azy?mb valio azafady
Valio | Miverina eny ambony
ramiarinjatovo - 31/10/2016 09:18
manana hira izahay d tiko ampidirina ato d ahoana kay n mampiditra azy?mb valio azafady
Valio | Miverina eny ambony
hery - 01/11/2016 22:37

ramiarinjatovo
manana hira izahay d tiko ampidirina ato d ahoana kay n mampiditra azy?mb valio azafady


Mandeha eo amin'ilay hoe Hampiditra hira
Valio | Miverina eny ambony
Bozy Boleta - 18/11/2016 15:55
Mba mitady tononkiran'i Landy, misy toy izao :
"Nangoninao ho ahy
Natolotrao ahy manontolo ilay fitia
Tsy nanampiana ireo
Tsy nanalàna ...
....
Fa ilay fo efa nomeko anao
Te hihira ...
Hirahira ho anao ...."

Mankasitraka ô
Valio | Miverina eny ambony
haritianam15 - 02/12/2016 10:17
mankasitra e!
Valio | Miverina eny ambony
dopunch77 - 06/12/2016 09:23
Miarahaba daholo,
Tsara ny vokatra hatreto. Misaotra e!
Valio | Miverina eny ambony
Faliana2402 - 15/01/2017 06:42
Miarahab topok! Mahakasika an'ilay hira hoe Adidiny ianao Antoko Mpihira Trompetra Volamena topok: ef tafiditra ato @ site nefa mbl tsy hita anatin'ny Application, nef ef code vaovao (Janvier). Misaotra tompok
Valio | Miverina eny ambony
dinaldn - 11/03/2017 16:55
Tsy mety ve raha hira iray ihany no ampidirina dia hita @app fa tsy iandrasana ho maro
Valio | Miverina eny ambony
rathony - 12/03/2017 04:33
tena tiko ny mivavaka
Valio | Miverina eny ambony
anjarasoalahatra - 17/03/2017 20:19
hita wa! zah ko zao mila an zan ampifitia zan an. mb mangatk rah mis e.
Valio | Miverina eny ambony
mamilalainapah - 19/09/2017 15:33
mba mangataka hiran Lion Hill (lafo, ataov tonga agny...)
Valio | Miverina eny ambony
LazaRehodo30 - 23/09/2017 11:25
Salama tompoko,

Azafady sao dia mba misy vidéo na MP3 ilay hiran'i Sitraka Izaho irery ato @ty seraserantsika ity. Mba mangataka an'izay vidéo na MP3 izay azafady dia mba andefasana message @ty adiresiko mail ty: (lazasoarehodo-at-gmail.com) zaho ho an'zay manana
Valio | Miverina eny ambony
TokyHars - 23/11/2017 09:31
Mba mangataka anaovana mis à jour tompoko fa efa maro reo hira no mivoaka kanefa mbola tsy voarakitra ato... misaotra tompoko
Valio | Miverina eny ambony
Fleurico - 07/12/2017 19:34
Mba mangataka tononkiran'i Feon'ala Soa izay manana ry namana a!!! misaotra mialoha
Valio | Miverina eny ambony
FiBox - 10/12/2017 07:56
Miarahaba e!
Rahoviana no ho avy ny apk vaovao misy ireo hira maro vao nampiditra taorianan'ny version 1.10?
tena efa miandry fatratra izahay
Mankasitra i hery
Valio | Miverina eny ambony
anantenaina939 - 15/12/2017 15:05
Mba afaka misy mampiditra ilay hiran'i Robbie sy Tence Mena iny ve ianareo azafady fa mba ilaiko @ ouverturan'ny mariagko nefa za tsy mahay ny tonony o!
Valio | Miverina eny ambony
anantenaina939 - 15/12/2017 15:05
Mba afaka misy mampiditra ilay hiran'i Robbie sy Tence Mena iny ve ianareo azafady fa mba ilaiko @ ouverturan'ny mariagko nefa za tsy mahay ny tonony o!
Valio | Miverina eny ambony
anantenaina939 - 15/12/2017 15:06
Mba afaka misy mampiditra ilay hiran'i Robbie sy Tence Mena iny ve ianareo azafady fa mba ilaiko @ ouverturan'ny mariagko nefa za tsy mahay ny tonony o!
Valio | Miverina eny ambony
anantenaina939 - 15/12/2017 15:11
[Mba mangataka ilay tononkiran'i Tence mena sy Robbie azafady ho an'izay manana fa mba ho hiraina @ mariage ny namana fa tsy manana tononkira.
Valio | Miverina eny ambony
sham roune - 05/01/2018 22:54
Mba te ampiditra tononkira ato aho fa tsy mahay!!
Sao mba misy afaka mampianatra??
Valio | Miverina eny ambony
Pejy:  < 1 2 3 >