You are here: home > Forum

TONONKIRA MALAGASY

Lohahevitra : TONONKIRA MALAGASY
Fitohizan'ny hafatra : TONONKIRA MALAGASY
Valiny : 102
Pejy:  1 2 3 >  Farany
hery - 21/11/2014 05:59
Mahaliana anao ity tononkira ity amin'ny Android tsy mila internet?
Takelaka misy ireo tononkira malagasy. Raha hampiditra tononkira dia mandehana eto. Jereo eto ny lisitry ny mpihira ka raha tsy ao ny mpihira dia ampidiro eto na mitadiava tononkira eto.
 



... Tohiny
Valio | Miverina eny ambony
ragoay - 21/11/2014 07:18
mba mitady ny tonon'ity sy ny mpihira azafady izay mahalala
indray andro any mbola haharesy aho ny lanitra ho ahy izay jereko sy hitako
efa hira tamza mbola kely io fa tsy haiko ny toniny sy ny mpihira azy
misaotra mialoha
Valio | Miverina eny ambony
tatchy - 17/12/2014 12:33
tonony lavalava kokoa hoe????
Valio | Miverina eny ambony
ragoay - 18/12/2014 05:41

tatchy
tonony lavalava kokoa hoe????

ie ny tonony rehetra mints ra mety dia misaotra mialoha ô satria tena otran'ny tsis mafantatra io hira nefa tadidiko tamza mbola kely de tiko be
Valio | Miverina eny ambony
0stine - 26/12/2014 18:52
salama aby. maninona ra mba atao mety atao copie ny tononkira ao am aplication
Valio | Miverina eny ambony
seles - 05/01/2015 17:25
Slt,fa maninona ilay fichier aplication tononkira no tsy mety telechargena intsony e
Valio | Miverina eny ambony
tatchy - 31/01/2015 04:01
za koa d tsy mety maazo le appli mits
Valio | Miverina eny ambony
dafytahiana - 28/02/2015 12:18
Milay be i Spy-D e !
Valio | Miverina eny ambony
s.aina - 28/05/2015 12:40
Antsan'ny Fahazavana Ambohitrinibe
Valio | Miverina eny ambony
mikalofitia - 07/06/2015 07:58
f manin kay r atw ".txt"l tonokal s tonkir rhf telecharzn f ts vakin phonanay l ".hp..."in mb valio e!
Valio | Miverina eny ambony
krima15 - 10/08/2015 12:24
Mahaleo
Valio | Miverina eny ambony
krima15 - 10/08/2015 12:30
mikalofitia
f manin kay r atw ".txt"l tonokal s tonkir rhf telecharzn f ts vakin phonanay l ".hp..."in mb valio e!
Valio | Miverina eny ambony
Annadys - 02/11/2015 05:21
Slm,raha mamorona Tonon-kira dia mba ataovy marina tsara araka ny Soratra Masina re azfd fa hoatran’ny tsy misy heviny ny hira nefa tsara er? ny feon’ny-kira.Lasa tsy te hihira izahay. Misaotra e!
Valio | Miverina eny ambony
antol - 02/11/2015 12:38
faly miarahaba anao antol. anarana tarika ve io ambohitrinibe io? mahaliana be ana fa miala tsiny ra valiako fantanina a! fantatrao ve hoe aiza io toerana io? mitovy am ny any amnay tanana kely any ambanivohitra, valio ra mety
Valio | Miverina eny ambony
Hiratiana - 09/11/2015 07:08
Miarahaba!!
Mba afaka apidirina ve ilay tononkira an'i Rambao : Chantons chantons chrétiens (tsy fantako ny lohateny.
)
Valio | Miverina eny ambony
naryyohan - 12/11/2015 03:48
ny paroles anle henoy za nu mba tadiavk ô
Valio | Miverina eny ambony
tanjoniaina15 - 10/12/2015 07:09

dafytahiana
Milay be i Spy-D e !
Valio | Miverina eny ambony
Geetha22 - 07/04/2016 06:58
very informative blog. Helps to gain knowledge about new concepts and techniques. Thanks for posting information in this blog
Valio | Miverina eny ambony
Engel - 17/04/2016 18:50
Tsara ity Hira ity a! Feno fitiavana!
Valio | Miverina eny ambony
herilala92 - 20/04/2016 20:37
Tena makasitraka e! Mahafinaritra e!
Valio | Miverina eny ambony
Pejy:  1 2 3 >  Farany