You are here: home > Forum

Fanontaniana sy valiny

Lohahevitra : Fanontaniana sy valiny
Fitohizan'ny hafatra : miandr ela ve ny famalin n tonokir ze alef sa vet2...
Valiny : 0
Pejy:  < 1 2 3
Fafanomezantsoa - 19/11/2017 20:24
miandr ela ve ny famalin n tonokir ze alef sa vet2?
Valio | Miverina eny ambony
shamqm91 - 09/01/2018 12:50
Azafady? Saika ampiditra tonon-kira fa tsy mety tafiditra inona ny antony?
Valio | Miverina eny ambony
Shamqm91 - 10/01/2018 21:36
Salama e! Nampiditra tonon-kira aho fa mbola tsy hitako foana?? Nefa efa ela inona kay ny antony tsy ankatoavany mpandrindra azy?
Valio | Miverina eny ambony
b200677 - 24/01/2018 14:05
Salama tompoko!
Tsy mety tafiditra ao amin'ilay fampidirana hira ny tenako nefa ny tonon-kira tafiditra ka mba mangataka toro-hevitra azafady.
Misaotra indrindra
Valio | Miverina eny ambony
soloniaina.mickael - 02/02/2018 19:32
azo fafana ve ireo sary efa napetraka?
Valio | Miverina eny ambony
sergesitrak2017 - 23/02/2018 08:39
Salama e! Mba saika hanontany aho alohan'ny hampiditra tononkira. Misy hira (hiram-pivavahana) efa voadika amin'ny teny Malagasy ato amin'ity site ity https://tv.jw.org/#mg/categories/Audio. Misy sasany ihany ao amin'ny youtube fa saika hanontany aho hoe rehefa hampiditra tononkira ve dia mety raha asiana lien de telechargement miaraka amin'ilay tononkira mba ho mora hitan'ny olona ny hakàma azy.
Misaotra.
Valio | Miverina eny ambony
jaiham - 10/05/2018 21:35
mba mety koa v mitelecharge hira? d hatao aona kay
Valio | Miverina eny ambony
jaiham - 10/05/2018 21:35
mba mety koa v mitelecharge hira? d hatao aona kay
Valio | Miverina eny ambony
jaiham - 10/05/2018 21:36

ando1
mba mety koa v mitelecharge hira? d hatao aona kay?

Valio | Miverina eny ambony
skamba - 19/07/2018 20:38
Rahoviana kay vao asiana version pour apple ity tononkira ity?? Tena mba tsara ra misy an!! Merci e
Valio | Miverina eny ambony
marob - 08/08/2018 09:34
Rehafa mametraka sanganasan'olona dia tokony atao adidy mihintsy ny mametrak ny anaran'izay mpamorona ireo sanganasa ireo.
Valio | Miverina eny ambony
faly11 - 17/08/2018 08:13
Fangatahana: mba avereno tompoko ny toninkira sy ny baiboly malagasy ao @ windows phone. Misaotra
Valio | Miverina eny ambony
Nic_ollah - 07/03/2019 15:47
Miarahaba tompoko.
Maniry ny mba hisian'ny Tononkira Malagasy amin'ny version iOS.(Iphone)
Koa mba mangataka raha azo hatao no miketrika izay azafady indrindra.
Misaotra mialoha @ tompon' andraikitra
Valio | Miverina eny ambony
Nic_ollah - 07/03/2019 15:50
Tena mitovy hevitra aminao mihitsy aho
Tokony asiana amin'izay lay version iOS
skamba
Rahoviana kay vao asiana version pour apple ity tononkira ity?? Tena mba tsara ra misy an!! Merci e
Valio | Miverina eny ambony
lemecfory4460 - 27/03/2019 13:34
Tena manajanao sefa! Ny ataony la pory tena mlay pory. Tenaaa, hita anla any e, kozy kindnava zany sefo a! Zay fa vita ny asako pox, veloma daholo pory.
Valio | Miverina eny ambony
mikafityh - 10/07/2019 07:35
Miarahaba...ahoana kay ny mamafa ny sary tafitra an'ny mpihira raha sanatria ka diso ilay sary tafiditra?
Valio | Miverina eny ambony
Tsiorihasinavalona - 06/12/2019 09:17
salama, rehefa manaon mise a jour 'nlay application ihany ve vao hita le tononkira? nampiditra manko za kanefa tsy hita le izy
Valio | Miverina eny ambony
hery - 06/12/2019 22:20

Tsiorihasinavalona
salama, rehefa manaon mise a jour 'nlay application ihany ve vao hita le tononkira? nampiditra manko za kanefa tsy hita le izy


- Ny tononkira vao ampidirina dia tsy mbola miseho avy hatrany fa mbola jeren'ny mpandrindra ihany aloha
- Rehefa miseho eto amin'ny site ilay izy dia miandry mise à jour vao miseho amin'ny application (amin'izao aloha fa mbola hiova izay atsy ho atsy)
Valio | Miverina eny ambony
Pejy:  < 1 2 3