You are here: home > Forum

Fanontaniana sy valiny

Lohahevitra : Fanontaniana sy valiny
Fitohizan'ny hafatra : Re: Fanontaniana sy valiny
Valiny : 0
Pejy:  < 1 2 3 > 
noordallo - 10/11/2015 13:47

noordallo
Miarahaba...aiza no ahitana ny hira nampidirina tompoko????misy diso ahitsy nefa tsy hitako intsony ny nalehany hi2
Valio | Miverina eny ambony
hery - 10/11/2015 14:38
http://tononkira.serasera.org/tononkira/user/noordallo

Fa toa tsy mbola misy ao an.
Valio | Miverina eny ambony
andriniaina15 - 12/11/2015 20:40
slt,l apk zn ts mil mtelecharg ra mis hira vao2 f tong d automatique a?
Valio | Miverina eny ambony
fzhira - 14/11/2015 16:09
Azafady tompoko!
ny hira ampidirinay aona no afatarana fa voarainareo!sady mis soratra ao hoe:miandry validation any aminareo vao apetak
Valio | Miverina eny ambony
isa - 07/02/2016 15:02
bjr à tous
nampiditra hira eto iany ko za de mba rovina no ho hita mivoka eto
merci
Valio | Miverina eny ambony
hery - 07/02/2016 15:49

isa
bjr à tous
nampiditra hira eto iany ko za de mba rovina no ho hita mivoka eto
merci


Mivoaka tsy ela ka. Mety afaka 10 minitra na 30 minitra na 1 ora sns.
Valio | Miverina eny ambony
Shcwarzeneric - 01/04/2016 08:57
salama tompoko. afaka zaraina 2 ve le tonon-kira sasany fa lava loatra. avoaka lo ny atsasany dia avy alefa indray ny atsasany mety ve ?
Valio | Miverina eny ambony
max6 - 29/06/2016 13:42
ahoan no fampidirana sary
Valio | Miverina eny ambony
Nambin'tsu LMT - 12/11/2016 11:22
n apk aku ts mitaky mot de pass zan f awn? d in n ilaina an le mot de pass???? mrc :-*
Valio | Miverina eny ambony
Anjara03 - 11/01/2017 09:29
mahafinaritra ilay pejy ka...misaotra ny mpamorona
miandry ny hivoahan'ilay hira nalefako aho izany.
mankasitraka
Valio | Miverina eny ambony
AinaToy - 12/02/2017 08:09
Mba mangataka tononkira an'i Ria RAMANANTOANINA sy i Faniry : Mamy ny anany!
Valio | Miverina eny ambony
mickaelrakotoarison12 - 19/02/2017 10:40
met mbol ela beu v le iz vao mivaoka f ten ef ela beu tompoko azfd o!
Valio | Miverina eny ambony
rakotoasimbolajonathan - 18/03/2017 19:34
Salama oh!!!iny kay ny lohateniny le hiran Ndriana Ramomonjy le lehilahy telo iz no mihira azy
Valio | Miverina eny ambony
rakotoasimbolajonathan - 18/03/2017 19:39
Salama oh!!!iny kay ny lohateniny le hiran Ndriana Ramomonjy le lehilahy telo iz no mihira azy
Valio | Miverina eny ambony
niniekely - 05/05/2017 12:21
atao aona ny manova ny solon'anarana?
Valio | Miverina eny ambony
yabodo - 30/05/2017 09:49
SALAMA DAHOLY
MANANA HIRA ZAHO EFA ALBUM IRAY MAHERY NEFA NY ENTIMANANA HAMOAHANA LE IZY NO TSY MISY KA VOATERY
NANAO FILM SKECH MITONDRA LOHATENY HOE TOKAKA 501 MAMPOMOEHY JEREVO AO AM WWW.YOUTUBE.COM
DE MBA OMEO TORO-HEVITRA EEEE
Valio | Miverina eny ambony
randria15 - 10/06/2017 15:42
Salama daholo, aiza kay no ampidirana an'io code io fa nisafidy ilay application gratuit aho fa tsy mbola nangataka code hatreto de ny tononkira koa nefa tsy mitombo!merci zay mamaly
Valio | Miverina eny ambony
totona - 12/08/2017 08:01
Slt mba omeo liens aitana n lisitr n pihira azafad f ts itako
Valio | Miverina eny ambony
mahandritiana - 18/09/2017 18:27
version fahafiry kay azafady ny tononkira apk nivoaka farany.Ilay misy ireo ira nekana farany
Misaotra mialoha
Valio | Miverina eny ambony
NIKELY - 29/10/2017 18:56
salut ô,afaka firy andro nga no mivoaka ao am apk ny tononkira. Nampiditra za fa tsy htako ilay izy. Mialatsiny indrindra ô
Valio | Miverina eny ambony
Pejy:  < 1 2 3 >