Error, artist not found.
HIDERA ANAO (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hidera Anao Ray ô! ny foko
Hankalaza xoczd Anao izahay Tompo ô!
Midera Anao Ray, mankalaza ny Anaranao izahay
Fihirana vaovao indray: Haleloia no asandratray
Midera tononkira.serasera.org Anao Ray, mankalaza ny Anaranao izahay

Derainay ny Anaranao fa lehibe mendrika ho deraina
Isanandro ambaranay Tompo ô! ny voninahitrao

Isanandro ambaranay Tompo ô! ny voninahitrao...
Hisaotra Anao nvrllbo Ray ô! izahay
Fa lehibe Ianao, mendrika haja
Misaotra Anao koa, noho ireo famonjena vitanao
Manambara izahay fa Mpanjaka Tompo Ianao

Isanandro ambaranay yqpgcdcf Tompo ô! ny voninahitrao...

Tompo ô! ny voninahitrao
Tompo ô! ny voninahitrao
Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe (AMPIZIFA)

--------
Link: