FIADANAN-TSAIKO KRISTY (AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF :
Jesus Ianao no lalana mahasambatra
Ny tianao, Iazao ato an-tsaiko
Fa ho ataoko na hiantra aman'aiko
Thank You ny @ fitiavanao
Jesus mahery aho
Ekeko zay rehetra miseho
Na dia mafy aza io
Fiadanan-tsaiko Kristy
(x2)

1. Jesus n'iza n'iza no mahay
Ka hitady fomba hitaomana ahy (hitaomana ahy)
Dia mialatsiny, ho reraka, hiala maina ( ou ou ou )
Noesorinao tokoa ny aizina nanarona ahy
Ka misaotra indrindra, fa dia fitia
Zay nataonao ahy

REF : ......

2. Master, Ianao essence ny fiainanay
Tsy manary lanao fa momba anay (momba anay)
Miangavy Anao, mba sokafy izay mihidy, sokafy ao
( ou ou ou )
Tsy nety 'zay nataoko raha nanadino ny sitraponao
Satria lanao saropiaro
Tonga saina aho, Ka ampiasao, hitsio
Asandrato ôô

REF :.... x2

Ekeko zay rehetra miseho x3
Na dia mafy aza io
Fiadanan-tsaiko Kristy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina)
Vangy : 590
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ckaye
Daty : 04/06/2022 07:25
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0936