You are here: home > Tononkira

Tondrom-peo Tia ahy Jesoa

Lohateny : Tia ahy Jesoa
Nampiditra tondrompeo : ralhforce
Daty : 03/05/2019


1.Tena resy lahatra aho


ry Jeso zanaky ny avo


ary miaiky fa Ianao


Mpamonjy tena mora azo


Ha!Haleloia!

2. Na mafy aza indraindray

Ny fiainana lalovana ety

Tsy manary ahy ny Ray

Tsy mahafoy fa mbola tia.

Ha!Haleloia!

3. Na dia be fahalemena

ity mpanompo tsy mahasoa


nefa kosa manantena


ny mbola hamindranao fo


Ha!Haleloia!


4. Tsy mba foy ny tananao


fa mahavonjy fianana


sy mahare ny sofinao


fa tsy lalodalovana


Ha!Haleloia

Tondrom-peo hafa

Hampiditra tondrom-peo hafa