You are here: home > Tononkira

Tondrom-peo MAMELA NY HELOKO

Lohateny : MAMELA NY HELOKO
Nampiditra tondrompeo : ralhforce
Daty : 03/05/2019


Do dia E


Na dia maro azan ny otako


Nty aho Raiko ô! Manantena famelana


Avy aminao r’ilay naharin’ny tontolo


Zay niainako tety fahizay





Tompo mpamonjy ny làlako


Toa tsy hisy fitsaharana


Ireny hadisoako nandratra fo


Ray ô! Mamela ny heloko


Fantatro hatrizay ary hitanao koa


Zay rehetra kasainay atao


Ny foko no atolotro, ho Anao manontolo


Ray ô! Mamela ny helokay , avelao





Tsy ho takatry ny saiko izay vitanao


Fitiavana avokoa, saingy tsy haiko


Ny mitory ny hazavanao manontolo no mintsinjo


Diso aho nefa tsy mba foinao





Tonony sy feony : Andriamihaja Tantely


(01/04/1992)


Tondrom-peo hafa

Hampiditra tondrom-peo hafa