You are here: home > Tononkira

Tondrom-peo Malalako

Lohateny : Malalako
Nampiditra tondrompeo : tijaisman
Daty : 12/11/2018

Any alavitrany e!
ilay tokan'ny foko
ianao irery ho ahy
fa tsy hosoloiko
na dia lavitr'aza
ny elan'elan-tany
tsy ataoko hasakan'ahy
tsy andanako any



1er Ref:
zany angamba kia ilay atao tena tia
mahatsiaro faona2 na dia lavitr'arin-dry
tsika noefa niaraka
(niaraka)*3
ka tsy mba hisaraka
(saraka)*3

2eme Ref:
Malalako iny *3
Tena tiako izy iny e
Malalako iny *3
Zah ihany no tiany e
Malalako iny *3
Tena tiako izy iny e
Malalako iny *3
Zah ihany no tiany e


Ka ny misy misakana
Voamainka hitambatra
Na mora na sarotra
Tsy atao hampisaraka
Ka indray andro any
Mbola ioana ihany
Ka aza tomany izany malalako izany
1er Ref:

2eme Ref:

Tondrom-peo hafa

Hampiditra tondrom-peo hafa