You are here: home > Tononkira

Tondrom-peo Akaiky Andriamanitra

Lohateny : Akaiky Andriamanitra
Nampiditra tondrompeo : donatienmahandrisoa
Daty : 23/08/2018


Lavitry ny maso


lavitry ny saiko,


ny elanelan-tany,


sy ny lanitra.





Mitady ho variana,mitady ho sondriana


fiainana mandalo


ity fiainako,


ka mba mila anao jesosy





Akaiky ny vava,


Akaiky ny foko,


ny elanelan-tany,


sy ny lanitra





Dimy ambi-telopolo  santimetatra


ny elanelako,


sy Andriamanitra,


ka mba mila anao handio am-po.  

Tondrom-peo hafa

Hampiditra tondrom-peo hafa