You are here: home > Tononkira

Tondrom-peo Tiako hitoetra

Lohateny : Tiako hitoetra
Nampiditra tondrompeo : nantenainajojo
Daty : 09/08/2017


Eto no ilazako tsy hanafenako aminao


Izarako indray fa faly ny fo, fanahy


Lasalasa saina manembona anao


Mila mihaona indray fa zatra anao ny momba ahy...





Fa toy ny fanamiana ianao, mandrakotra ahy...


mamihina ahy toy izao.





REF:  Efa fantatrao f'ianao irery ihany


tsy hiova izany


Nihaino ahy, nitia hatrany


Ireo fiarahantsika tena mamy


tsy foiko ho lany mba tiako hitoetra eto ihany





Tsy haiko adinoina mitamberina an-tsaina


Taona maro izay, no efa niainanay


Ataoko fahatsiarovana raketina an-tsary


Izay vita izay, ho tsangambato iray...





Fa toy ny fanamina ianao


Manafana ahy...


Maneva ahy toy izao





REF:


Efa fantatrao f'ianao irery ihany


tsy hiova izany


Nihaino ahy, nitia hatrany


Ireo fiarahantsika tena mamy


tsy foiko ho lany mba tiako hitoetra eto ihany


Na na ! na na na na!


Na na ! na na na na!


Na na ! na na na na!





REF:


Efa fantatrao f'ianao irery ihany


tsy hiova izany


Nihaino ahy, nitia hatrany


Ireo fiarahantsika tena mamy





Na na ! na na na na!


Na na ! na na na na!


Na na ! na na na na!





(Tiako hitoetra eto ihany)

Tondrom-peo hafa

Hampiditra tondrom-peo hafa