You are here: home > Tononkira

Tondrom-peo Raiso ho anao

Lohateny : Raiso ho anao
Nampiditra tondrompeo : Meek
Daty : 12/04/2017


  RAISO HO ANAO (Tyari)





Satria zà mbola tia, de niafiko mba ho anao


Faniriko ho doria, nefa tsy aiko raha sitrakao


Baby tiko enao,mba valio raha azo atao


Ity n'sovenirako mba raiso fa ho anao





Efa impiry mo ny tenako nanao zay fiangavina


Satria te hiara itoetra eo anilan'ny olo-tina


Nanenina ah ny fahiny,manenjik ah n'lasako


Ka raha tsy eo enao ry piso,iza ndray mo no mba tatanako





Ny foko no midoboka tsy ho an'iza fa ho anao


Ny saiko tsy mitady raha tsy izay mahsoa anao


Fifaliko enao, asambarako ho doria


Ndao averina ho vao2 le life tsik Mamamia





Efa fotôna maro ah naniry sy nanatena


Fa tsy ho levona na ho faty ilay fitia fa volamena


Satria efa nekena,fa fitia ho mandra-maty


Ka mihainoa anah ry piso, fa androany ah mb miangavy (hoe)..





Rah sitrakao baby mba avereno lay fitia


F'efa nekena nge nentsika le mandrakizay doria


Malalako ianao,ka miangavy rah sitrakao..


Aza avela ho irery fa ny foko mitalao


Fitiavatsika roa efa nisy hatr@zay..inoko mbola hiverina de hitambatra ho iray..anh anh..


hitambatra ho iray..anh anh..





(( Yeah))   Androany zà ry piso vô mamôka ny ao am-po


F'efa nandinika ny lasa ah de aleko niova fo


Ka na de alavitra az enao..mety zay zao no mahasoa


Fa ndray andro any mbola hiaona de itambatra n'fo!!





Ny foko zao mijaly satria tsy eo anilanao


Fa @zany ah de hifaly sady ankafia anao


De ny fitiavako ho anao ka tsy omeko an'iza n'iza


Miaraka @teny mamy..tsy mba ho vôtanisa





Ny ftiavako anao tsy mba ho levona ao anatiko


Mapanofinofy anah le zà sy enao hoe mandra-maty


Angamba tsy ho tanty,rah toa tsika roa misaraka


nefa raha sitrakin'ray ny @tsika de ho afaka..





Ifamerina ny fo..de hiverina ny fitiavana


Iaraka hikatsaka ny soa..tsisy kisma m'sakana


Fa fitiavan'olon-droa, de hiara ifampitantana


Ny aty loh efa vonona fa enao sisa no andrasana








Rah sitrakao baby mba avereno lay fitia


F'efa nekena nge nentsika le mandrakizay doria ((ho doriiii..))


Malalako ianao,ka miangavy ra sitrakao..


Aza avela ho irery fa ny foko mitalao


Fitiavatsika roa efa nisy hatr@zay..inoko mbola hiverina de hitambatra ho iray..anh anh..


hitambatra ho iray..anh anh..





((Ay))    Enao le tokako tsy ananako isa firy è!


Zao enao alavtra ahy, fitiavako ato mamirifiry è


Fitiavantsika ho vôtahiry è!


Nosoratako hovetso an-kira è!


Tiko rah ho anah le ftiavanao fa mankadiry è!  ((oupi))





Sady Enao le sipa keliko mamin'foko nataoko ho Anjely


Tsy avelako mande irery fa ho tantanako mba tsy ianjera


Ka na n'fiainana aza misy tery' enao eto anilako tsy mba ho very


Rah azoko natao n'paradisa de nalaiko hoan'tsika 'rery.


  


Ôh mba miangavy anao ee!


Ôh mba miangavy anao ee!


Ôh mba miangavy anao ee!





Rah toka sitrakao eee ...





Ôh mba miangavy anao ee!


Ôh mba miangavy anao ee!


Ôh mba miangavy anao ee!





Az avela ho irery aaaa!! an.....!! an......!! anhan...!!