Isaorako Anao

Lohateny Isaorako Anao
Nampiditra Eckrabe
Tamin'ny 08/01/2017 21:18
Vangy : 185
C                                 Dm
Isaorako anao ny andro lehibe
G                                    F     C
Isaorako anao izay tonga nanome
Am                               Em
Fijery vaovao manomboka anio
F                                        G
Ity foko adaladala mantsy efa voadio.

C                               Dm
Isaorako anao ry namana iray
G                                     C
Isaorako anao sendra nandalo tamin'izay
Am                                           Em
Toy ny maraina vao no nahatongavanao
F                                                 C    G
Ny foko izay nisendaotra nampangininao.

C                F                         G        C
Misaotra anao, misaotra anao be dia be
C        F                       G        C
Ianao ihany no mahita sy mandre
Em      Am                            Em      Am
Ny alahelo mivesatra ao am-ponay ao
Dm                                 G
Fantatrao dia fantatrao izany.

C                                Dm
Isaorako anao ry namana iray
G                                  F      C
Isaorako anao nampianatra anay
Am                                    Em
Hifankatia tahaky ny itiavanao anay
F                                             G
Ny fo izay nisendaotra nampangininay.

C                                  Dm
Isaorako anao ny andro lehibe
G                                    F      C
Isaorako anao izay tonga nanome
Am                               Em
Fijery vaovao manomboka anio
F                                        G
Ity foko adaladala mantsy efa voadio.



Tonony sy feony : Kelly Rajerison
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0749