You are here: home > Tononkira

Tondrom-peo Iny Ianao iny

Lohateny : Iny Ianao iny
Nampiditra tondrompeo : tiavinad
Daty : 08/01/2017


Menatra aho ny hivoaka an,mItaintaina mihintsy aho sao tazanao


Zatsy bikako ratsy,samihafa volon'koditra aho akaikinao


Indrindra moa raha miteny,dia mitampi-bava aho satria menatra a


Ny fihetsikao tsy haiko oo ,mangitakitaka izany aho eo imasonao


Fa ny loza ny saiko dia miraikitra ho anao,fa ny vava tsy sahy


tsy mba maharisika ahy


Te ihezaka mihintsy aho,ny hanantona anao,nefa sao dia ho voarora raha mba mihetsika a


Iny ianao iny


Iny anao iny tsy mba mihevitra ahy


Iny ianao iny


Iny ianao iny efa misy olona iray


An AN AN


Sendra ratsy fitafy,tsy mba manana atoraka mihoatry ny anao


N a ny aloka aza a,dia miteraka henatra eo imasonao


Fa ngamba ny antsika eeeeeeeee,tsy mba mety mihintsy n'inon'inona atao


Hanjary hionda-miriky,eritreritra sisa nofy ratsy ny antsika


Fa ny loza ny saiko dia miraikitra ho anao,fa ny vava tsy sahy


tsy mba maharisika ahy


Te ihezaka mihintsy aho,ny hanantona anao,nefa sao dia ho voarora raha mba mihetsika a


Iny ianao iny


Iny anao iny tsy mba mihevitra ahy


Iny ianao iny


Iny ianao iny efa misy olona iray


Iny ianao iny


Iny anao iny tsy mba mihevitra ahy


Iny ianao iny


Iny ianao iny efa misy olona iray


Iny ianao iny


Iny anao iny tsy mba mihevitra ahy


Iny ianao iny


Iny ianao iny efa misy olona iray

Tondrom-peo hafa

Hampiditra tondrom-peo hafa