FY

Lohateny FY
Nampiditra jazz666
Tamin'ny 12/04/2005 16:14
Vangy : 389
Am
Azonao ihany aho
        Dm
Nony farany
 E       E7        Am
Notiavinao, mamy èry
Am               Dm         
Toa reko ilay feonao
E           E7
Miantsoantso hoe :
     Am
Tiako be ianao


     C          G
Lasanao izany tenako
Dm        Am         C
Sy notiavinao ny tenako
         G        F     E   E7   interlude: Am
Nanjary tia anao, fy…..



Topimaso no nahitanao ahy

Tsiky foana no nasesiko anao

Endratrendrana ianao mijery ahy

Tsy matahotra aho

Satria vehivavy ianao



KIAKA

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0078