You are here: home > Tononkira

Tondrom-peo Fiderana

Lohateny : Fiderana
Nampiditra tondrompeo : Rasamy1
Daty : 17/11/2016


I.Andriamanitr├┤ misaotra anao zahay


Tsy navelanao ho very re...


Fa natolotrao ny zanakao hamonjy anay


Ka misaotra misaotra anao zahay





Fiv:Fifankatiavana sy fiadanana


No navelanao ho anay Tompo ├┤


Hafalina no manjaka aminay


Ka midera,midera anao zahay





II.Jesosy Tompo ├┤ fisaorana no atotray


Nomenao anay Fanahy Masinao


Mba hananatra sy hanitsy anay


Ka misaotra,misaotra Anao zahay.





fiv:fifankatiavana sy..........

Tondrom-peo hafa

Hampiditra tondrom-peo hafa