You are here: home > Tononkira

Tondrom-peo Vehivavy

Lohateny : Vehivavy
Nampiditra tondrompeo : tahiana.dafy2015
Daty : 25/07/2016


Ndoalika mitomanyii 2x


mpandotsikin'ny fokoooo 2x


(izay zah fa mahatsapa an


fa mijaly ny vehivavy e)2x


(tojo lehilahy maditra an


ka migogogogo mitomany)2x





fiv:


mijaly e,ny vehivavy 2x


tojo lehilahy maditra ka mitomany e 2x





ny raha mampalahelo2x


mpandinikin'ny saikooo 2x


(rano masa avao rĂ´ hoany


mandry fotsy tsy misakafo)2x


(tsy vitan'ny mampirafy ii


maraindray vao mody antrano)2x





fiv:


mijaly e,...





[mijaly nama ny vehivavy e


tena mijaly2 ny vehivavy e


izy mijaly,hariva ny lehilah vao mody antrano


miaritra maharary @fijaliandreo lehilah


atao akory namako o fa zay manambaly


tsy maintsy mialialy


aiza antsika androany 2x


Barinjaka mandatsak'azy]

Tondrom-peo hafa

Hampiditra tondrom-peo hafa