You are here: home > Tononkira

Tondrom-peo LASAN'OLONA IZY

Lohateny : LASAN'OLONA IZY
Nampiditra tondrompeo : tahiana.dafy2015
Daty : 22/07/2016

C         G     F     C
Tsy tsapanao iny hoa ny nanaovanao ahy fa
namirifiry e !


Nifindra toerana any an-kafa any ianao de za toa mangina e!


  Any ianao,


any ianao,


any ianao hoa izaho malahelo


Lasan'olona izy e!


Efa lasan'olona izy e!


Efa lasan'olona izy e!





Tsara ianao iny fa mahaiza mamindra  tsy ho potrak'eo a!


Ny ratsy natao mbola hivaly fa mitandrema a!





   Ref (Any ianao...)





      RICHIE


Tondrom-peo hafa

Hampiditra tondrom-peo hafa