Mitsodrano

Lohateny Mitsodrano
Nampiditra tahiana.dafy2015
Tamin'ny 22/07/2016 05:33
Vangy : 130

Raha ny fiarahantsika hatrizay,tsy nataoko sangy loh na aniany


F'atramzao le foko ray,mbola mitempo aminao any ihany


Hatrizay koa loh tsika nilamina,tsy nikorotana na niadiady


Saingy indrisy aho rehefa avy nandalina,namakafaka sy nanadiady


De natsapa fa kay ny fonao,toa mbola tia ny olotinao taloha


Fa ny tena tsy tantiko de mbola izy ndray hoa no revenao kokoa


Kanefa de tsika no miaraka,ngamba ny anao kilalao le fitia


Ka ny mety aleo ngamba misaraka,tsofiko rano nareo hiara-dia


Fa ny saiko tsy mitombina,k'aleo miala fa tsy ahazoana tombony


Le fitia sombitsombiny,ny an'i jiaro na d'efa natombony


Le voadiny hoe hitia anao mandrakizay


Tsy quoi fa ravao,de tena aokzay


Aleo ngamba mitsodrano amzay...bye


Nefa tsarovy ko fa na de voatery hifandao ary tsika


Tsy hoe tsy fitiavana akory ny anah,fa tena mitsinjo le fiarahantsika


Hoe io ra mitoy ne tsy vanona,satria ny anao toa fitia fOrcena


Ka ny mety aleo ngamba ajanona,de mitsodrano aho fa tsy amono tena





Ref: Zaho dia tia anao fa . . . Nefa tsy mba norarahinao


        Zaho dia tia anao fa . . . Nefa ay olon-kafa no tinao


        Ka mitsodrano anao, mitsodrano anao, mitsodrano anao za A!


        Ka mitsodrano anao, mitsodrano anao, mitsodrano anao za A! Hey





Ianao le sipa vôloh mba nahalalako an'izany hoe mitia


Raha ny faniriako dia ny mba hitoetra eo anilanao ho doria


Kanefa matoa ki zaho lasa tsy natoky ih!


Dia tsapako fa ny fonao ki tena mbola raikitra any @ lerih


Tena tsoriko aloha fa tena tsy nampino anah mihitsy le t@ eriny


Nareo nifanoroka A!tena an-tsitra-po fa tsy hoe t@ heriny


Tsy haiko aloha izay eritreriny, ianao koa tsy zaza f'efa erotrerony


Ka saino tsara in-dimy aman'enina, sao dia radem ianao vao manenina


Zaho nefa mba namitsaka A!tsy sanatria nanitsaka A


Fa ianao ndray ity no tô namitaka ah, ka tsy aleoko aloha misitaka A!


Zaho nijanona ho tokam-po, raha nampirafy zaho tsy hita nanao


Saingy raha izy no tianao kokoa, dia ndana mandeha fa zaho tsy hitana anao


K'aleo omeko tsodrano dia am'zay ngamba aho mety afa-tsiny


Dia tiavo le ex-anao fa mbola tsisy tianao afa-tsy iny


Fa ny antsika nataonao vinany, fa le love-ny ihany no tianao hatrany


Tandremo sao lalaoviny any fa le love mamy ny anah efa lany





Ref: . . . . . . . . . . . . . . . .





Ka mitsodrano anao . . . Za A! Mh an an,,eh ye ye


Mitsodrano anao, ka mitsodrano anao


Yehhhh oh oh hA





Ref: . . . . . . . . . . . . . . . . . 
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.008