You are here: home > Tononkira

Tondrom-peo 'Le sabotsy

Lohateny : 'Le sabotsy
Nampiditra tondrompeo : gifhanap2016
Daty : 18/06/2016


OGH


-Ô r'lety lesabotsy e ndao andeha fa tara


-Mbola te hatory aho fa ndana tonga de miala


-Kamo ndray ela de ts miets'keo am-parafaraah


-Mbosy oa ts matafita revy zao n tsara


-Sao d'efa lasa adala ka anangonana frais


-Fa ny anaty bar angah ilana BEPC sady ny any ts d mamaky loha resaka formule


-Ndao mianatr'elah


-Laisse moi tranquille


-Tena zaza maditra elah ra tanisaina ts refesina tôka n animban vatana saina arefesin ray ampina ray zao mira firy


-Tsy tadidik


-Ra fianakavik elah nariako efa namidik


-Fa ra n ankôtr zay ah de maarak leçon


-Conjuguez moi le verbe être au temp présent


-Je,tu,ndao misotro tôka


-Las ela m'vôk