You are here: home > Tononkira

Tondrom-peo Voninkazo voarara

Lohateny : Voninkazo voarara
Nampiditra tondrompeo : johnheritina
Daty : 30/05/2016

LAm
Zah saika idrana ilay tanany mba hoe ho anah

Mi
Tondro-molotra sy fitaka no setriny ah
FA#
Sangisangy ireny zary zava-poana

SOL
Satria izy kay tsy tokana fa manana olo-tiana



LAm
Tiako aloha aho raha mba hoe angala-toerana

Mim
Fa io nge tsy itambarana fadia anah irery ihany

FA#
Ka aleo ijanona ho mpiondana

SOL
F'enao ve moa tsy itodika raha misy fo mtempo any

LAm

Ka mba teneno anah izay tsy ampyy

Mim
Fa zah ne vonona hiafyyy

FA#
Raha sanatria nareo misaraka
SOL
Aza menatra manantona fa mbola misy fitia


(Fa mbola misy fitia x2)  




Refrain:


Fa zah ne oa tsy anozona ilay fiarahanareo


Fa ny hany sisa azo atao dia hoe ny manadino anao (he he)


Ka dia veloma mapamangy  


Veloma mapamangy





Dia ny foko no nidoboka fa zah lou tsy najery yeah


Ilay herim-po nihirahiraina lasa fery yeah


Ka aleoko indray nanohy ny diako


Tsy vitako ny anao veloma fa dia mapamangy yeah





Za tsy anozona tsy anaratsiratsy azafady


Ranomaso