You are here: home > Tononkira

Tondrom-peo Hanakoako fiderana

Lohateny : Hanakoako fiderana
Nampiditra tondrompeo : franckyrkt
Daty : 05/04/2016


1-Hanakoako fiderana, maneran-tany ny asanao


    Koa redony ny hozàna, Josefa Mpiasa mpankatoa





      REF: Ry Josefa ô, mpitaiza an'i.                Jesoa


              Ity fikambananay tantanonao ho soa


              Ho fakan-tahaka hoanay rehetra ianao


             Sy ho Rainay hajaina koa





2-Fialofanay tokoa ianao, ry ilay be voninahitra


   Ny tananao be fahefana, matoky ny herinao izahay