Hanakoako fiderana

Lohateny Hanakoako fiderana
Nampiditra franckyrkt
Tamin'ny 05/04/2016 12:13
Vangy : 137

1-Hanakoako fiderana, maneran-tany ny asanao


    Koa redony ny hozàna, Josefa Mpiasa mpankatoa





      REF: Ry Josefa ô, mpitaiza an'i.                Jesoa


              Ity fikambananay tantanonao ho soa


              Ho fakan-tahaka hoanay rehetra ianao


             Sy ho Rainay hajaina koa





2-Fialofanay tokoa ianao, ry ilay be voninahitra


   Ny tananao be fahefana, matoky ny herinao izahay
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0086