Nolalovanao

Lohateny Nolalovanao
Nampiditra Hb_Hb
Tamin'ny 23/08/2015 11:34
Vangy : 211

Lay nofinofy mamiko hatrizay


Lay noheveriko tsy ho to intsony


Hoe iaina anty fitiavana iray toy ny anaty horonan-tsary


Hoe tsy ho tsaroako intsony ny rehetra


Ny saiko hangina fa ny foko hitroatra


Ho afaka hitempo fitia tsy voafetra, hitia tsy misy fepetra




G     D/F#   Em                      C             G/B      Am6             /G           D/F#
Nolalovanao vao tsapako fa hay lay nofinofy iray ho tanteraka amizay

G    D/F#    Em                      Am6          G/B        C                 D                G
Nolalovanao ka fantatro fa ianao ilay fitiavana iray tanaty nofiko hatrizay





Nohveriko fa tsy mba izaho


No ho tojo olona iray dia ianao


Ka hiparitaka tsy hahalala intsony ny ambany sy ny ambony


Nihoarako daholo ireo fefy


Tsy henoko intsony ireo zay niteny hoe tsy mety


Ny hany tspako fo feno fifaliana fa tojo fitiavana niriana





Nolalovanao vao tsapako fa hay lay nofinofy iray ho tanteraka aminzay


Nolalovanao ka fantatro f'ianao ilaly fitiavana iray tanaty nofiko hatrizay





Ka fantatro f'ianao ilay fitiavana iray niriko ho mandrakizay
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1088