Aok'izay

Lohateny Aok'izay
Nampiditra nomgialex
Tamin'ny 05/01/2015 20:06
Vangy : 154

AOK’IZAY


Toa mahatsiaro resy ianao


Fa nadao ny akamanao


Oviana e ? (x2)


Tsy azo afenina fa miharihary


Ny alahelo satria voa e !


Voa e !





Ovay indray fa sao fay


Ireo izay hizarana hafaliana


Sy fitia e !


Fa sao indray





Hitomany hankarary


Raha toa ka ilaozana eo indray


O nama minoa ahy


Tsy ho very ianao





Aok’izay (x2)


Mankarary mankahia


Ny nataonao








MAGE 4


© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.218