Nahoana no mitomany

Lohateny Nahoana no mitomany
Nampiditra rasolorasolo
Tamin'ny 17/10/2013 12:10
Vangy : 218

Intro : (Do-Fa-Sol)

Do                      Fa        Do
Nahoana izany zanako no lasa vinany

Sol              Mim        Lam       Rem   
Misentosento ary misefosefo toa mitomany

Do                              Fa      Do
Ny Reninao ty manantona anao te-hanontany

Fa    Sol   Sol7   Do   
Fafao re ny ranomaso (Bis)


           Intermède :(Do-Fa-Sol)
           Sol                          Mim    Sol 
           Tsy nahomby re ny fanadinana izay natao
           
           Lam             Fa              Rem       Sol
           Ka very hevitra ry Neny am'izao fotoana izao

           Mim       Lam   Do  Do        Lam    Sol   Do     
           Inona re no atao? Hanoy ve sa hijanona eto?(Bis)

          Intermède: (Do-Fa-Sol)

Ny fianarana dia tsy vita mora ry sombin'aina 


Ny tsy hianatra dia tsory avy hatrany : "alao an-tsaina"


Ny fianarana Razanako no mba tokin'aina


Mianara re aza mora kivy(Bis)


            Ilofosy re ny fianarana izay atao


            Ny tsy fahombiazana tsy miala amin'izao fiainana izao


            Mahareza re aza morakivy


            Zaho Reninao  mbola eto anilanao.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3189