IANAO NO MIANTSO

Lohateny IANAO NO MIANTSO
Nampiditra Raherikely
Tamin'ny 02/04/2013 12:33
Vangy : 89
Capo 2 LA

D                              A
Toa torovana tokoa anie izany saiko
D                                 A
Ny rendrarendran’ny tany anie tsy hilaiko
   C        D              A
Mangetaheta izany fiainam-baovao
     C               B                     E
Maniry ny hiova aho fa tsy hijanona amin’izao

       D                                  A
REF:   Fiainan-danitra izany anie ni hiriako
       D                                  A
       Hanaradia anao jesoa izany no fidiako
       C           D                 A
       Mangetaheta izany fiainam-baovao
        C                   B      D      F#m      E     
       Maniry ny hiova aho fa tsy hijanona amin’izao

A                              D
Ianao no niantso Jesoa, Inty aho e
E                  A
Ianao no nifidy, ekeko re
   F#                               Bm
Tsy fantatro akory izay lalakombako ety
G#m   E                          A
Ianao no mpitarika, hitarika ny dia

Ianao masoandro miposaka avy antsinanana
Hanome hazavana ny ory na ny tsy manana
Indreto izahay Jeso manantona anao e
Maniry ny hiova fa tsy hijanona amin’ izao

Fiainan-danitra izany………………………….
Ianao no niantso Jesoa…………….


© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0683