Matokia

Lohateny Matokia
Nampiditra hery
Tamin'ny 09/05/2012 09:32
Vangy : 142
N.B. : Cadd9 : x320033
           G : 330033
G
G
Lazaiko marina tokoa anareo
Fa Andriamanitra anie ry zareo
Cadd9                   Am
Tsy mba manavakavaka
C                                              D     
Fa mihaino ny olona izay mivavaka
G
Ambarambarako tokoa anareo
Fa Jehovah anie ry zareo
Cadd9                            Am
Dia tsy miova fa maharitra
C                                                  D
Izay rehetra mino azy no ho avotra

Chorus 1:
                  C - D            C       
Mamaly vavaka anareo
G                                             D
Mampihonona ny  fo mitoreo
           C – D                    C
Manasitrana ny marary
G                                                  D
Mandray antsika hatrany hatrany

Lazaiko marina tokoa anareo ve
Fa ny Tompontsika anie ry zareo
Tsy manary fa manavotra
Ny mpanota rehetra mangataka
Zaraina mihitsy anareo re
Ny fitiavan’Andriamanitra jereo e
Fa tsy mba mifidy tavan’olona
Fa mandray izay rehetra efa vonona a

Chorus 2 :
Mpanafaka ny fatotra re
Manaisotra ny otantsika e
Mampatanjaka mampahery
Mitady ny ondry efa very      G Cadd9 Am D

G Cadd9 Am D                       G Cadd9 Am D    
Ka mitory (misaora azy)
G Cadd9 Am D                               G Cadd9 Am D
Dia matoky (mitsangana ho mpandresy)
G Cadd9 Am D               G Cadd9 Am D
O mifaly (mihoby re)
G Cadd9 Am D                       G Cadd9 Am D
Dia mitsiky (fa nitsangana ny Mesia e)        G Cadd9 Am D

G
Izy no lalana
G
Ary koa fiainana
Am                          Em
Tompon’ny fahamarinana
G                                    D
Fiandohana Sy fiafarana       G Cadd9 Am D

Ka matoky (Misaora azy e)
Dia mitory (ny fanjakany)
Dia mifalia (mitsaoka azy)
Ande ary (deraina  Kristy)
Dia mitsiky (misaora azy)
Dia mifalia (fa nitsangana ilay Mesia)
Fa ande mandihy (fa efa nitsangana ny Tompo tia)
Mihobia, mitsiky, mitory…
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3649