Tondrom-peo Fony aho
Dmin C Dmin
Fony aho teo anilanao
Dmin C F A
Fony aho mbola nanavao
Dmin C Gmin
Nirehareha aho nanana anao,
Bb Gmin
Fony teo ianao
Bb Gmin
Mbola teo izaho,
Bb A Dmin
Voninkazo tsy nilaozan-dolo;
Gmin Dmin A Dmin
lalalalalalalalala.....
Niherina indray ny taona vaovao,
Ny foko anie mbola misaona anao,
Ririnin-dava ny fiainako izao
Rehefa tsy eo ianao,
Mbola eto izaho,
Voninkazo very ravina aman-taho.