Tondrom-peo Tolory azy

Lohateny : Tolory azy
Nampiditra tondrompeo : louvalove
Daty : 23/02/2010


Fantany fa mbola kely loatra izy


Fantany fa mety tsy ho tianao


Nefa ny fony efa efa lasanao

Ny fony efa babonao


Ny rehetra anefa miankina aminao





Hery niainga avy ao anatiny


Hery tsy hainy notohaina


Nefa efa mba nosaintsaininy


Efa mba nohalalininy


Efa tiany ianao, tiany efa hatry ny ela





Tolory azy izay tena ao anatinao


Tsory aminy fa tia azy koa ianao


Esory koa ireo tahotra namefy anao


Fitiavana madio no atolory azy