Tondrom-peo Asandroky

Lohateny : Asandroky
Nampiditra tondrompeo : yhar
Daty : 18/12/2009




G               D            G
Nekeko daholo ireo fangatahanao

G              D            G
Nataoko daholo ireo sitraponao

Em            D    G     D
Saingy ato am-poko mamelovelo

C    G  D           G
Miahiahy mahontsa fanahy





Nataoko daholo ireo fomba rehetra


Ananako anao ana tsa misy fetra


Indraindray misy,inndraindray tsa misy


Mampisalasala ahy, ianao ry Malala




D                   G
Aza atao ny sangy mahery

D                   G
Zaho anie ka vona malemy

D                       G
Hitondra izany ratra sy fery

D                        G
Tsa vôna zaka e,tsa vôna zakako e!





Ambarao izay hevitrao e


Iononako raha sendra tsa misy


Ataoko fa tsy atoro anao e


Zany manantena tsa misy




C          G
(Asandroky e)²

D           G
Izaho anie tia androky


(Asandroky e)²


Izaho anie tia androky.