Tondrom-peo MASO MIFANOJO

Lohateny : MASO MIFANOJO
Nampiditra tondrompeo : tatiana
Daty : 12/06/2008



Vao injay nifanojo
Am
Ireto fijery
         Dm
Dia tsapako fa tojo
G
Fitia tena mahery
              C     Em
Toy ny varatra mipoaka
Am              
Nefa andro tsisy orana
A                Dm
Fa nisafoaka
   G
Ny foko may toy ny nodorana
                     C       Em
Ireo hafa nanodidina
  Am
Sy ny vorivory
           Dm
Toa zary tandidona
  G
Tsisy hitako akory
               C
Nanitona ahy tsy namela
Am                
Ny masonao no hany tazako
A                    Dm
Toy ny efa ela
    G
Izy ireo no nandrasako
                C
F\'ianao nitsirika ahy
     Em
Somary nitsipalotra
             Am
Te hibanjina tsy sahy
      A
Te hijery maharitra
             Dm
Nifanadrify kosa
  G
Tsy ela nefa tsapako
             C
Fa tena tontosa
Dm         G
Tiako ianao rahavako
                  C
Raha toa mba tena izaho

Ilay voafidy

Ahitsio ny masonao

Ka aza avela hihidy

Ny masoko dinihinao

Fa ho hitanao tsara

F\'ianao no tiako

Mamy fa anjara

ref.. f\'ianao nimbajina ahy ...



Tondrom-peo hafa

Hampiditra tondrom-peo hafa