Kotro-baratra

Lohateny Kotro-baratra
Nampiditra ikaretsaka
Tamin'ny 28/01/2005 04:13
Vangy : 1127
A          D          A
Tsy diniko arô, tsy diniko eky e
D                  E               A          
Ny tsy ahita anao anatin'ny andro maromaro
A            D              A
Jerijery anao mafy izaho rô malalako
D              E
K'izegny no mahatonga zaho
E/A
Hamangivangy anao matetika 
  A/B      (C#)    D
  Mafy ny fitiavako anao arô



Fiv:
      E                          A/ A7
    HItanao fa na dia maizigna ny andro
      D              E         A/A7
    Ny kotro-baratra, arahin'oran'andro
      O               E        A A7/B
    Tsy ataoko sakana tsy andeha atôy
           D                E
    Fa toy ny tsy tantin'ny foko,
              A/A7 ---> 
    F'aminao foana ny eritreritro
------>REFRAIN IN2--->SOLO GITARA

A             D                   A
Fitiavako anao taoko efa dila loatra rô
D                 E             A
Zaho ko tsy mahita anao karaha mararirary e
A             D               A/B
Nefa aretiko iny tsy mahita dokotera
D                E              A
Tsisy olon-kafa eky e, f'anao iraiky fanafodiny
   A/B             D
  Mafy ny herim-pitia arô



Fiv:
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0084