Mahereza

Lohateny Mahereza
Nampiditra ddauphin
Tamin'ny 24/01/2005 23:16
Vangy : 329
La                           La7
Vizana ve no tsy mahateny intsony
Re                La
Sa efa boboka ny fony
Mi                 Re 
Izay mangina volamena
La    Mi             La
Izany koa no fahendrena



Mahareza re f'izay no onjan'ny tany

Mionona hatrany hatrany

Efa napetraka ho tantara

Izay lasa rehetra hatrany am-para


La                                   Re
Izay angaha no fetra efa voasoratra any
Si7                              Mi                   
Mitraka f'izao re no ankason'ny tany
            La    Do#m      Re   Sim
Any andro iray ho avy hamalifaly anao
La         Mi     La
Andro mitsiky vaovao.



Sompatra hoy ianao kanefa ataovy an-tsaina

Fa tsy izay rehetra antenaina

Dia ho tanteraka avokoa

Fa ao ny tsy hary, ao ny soa 



Mahareza re f'izay no onjan'ny tany

Mionona hatrany hatrany

Efa napetraka ho tantara

Izay lasa rehetra hatrany am-para

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5052