Tondrom-peo Aza ampirafesina

Lohateny : Aza ampirafesina
Nampiditra tondrompeo : neo
Daty : 05/01/2005

Accords enon'i neo:

G             C
Aza ataonao izao izaho
D              G
f'izaho mbôla tia anao
G          C
Aza ampijaliana
D              G
f'izaho mbola n'inao
G               C
Marary loatra anatin'akahy
D            G
Marary mampitomany


G
Chérie
C                 G          C
Angaha tsy hoe hilokaloka fitia
G
Chérie
C                  D
Angaha tsy hoe mandrakizay izy ity
G
Chérie
C          G          C
Aza ampirafesinao izaho
G                 C        G
Aza hadino voady nifanaovana



Marary arô izaho iny



Inona ary no tsy ampy aminao

ho tanterahiko marigne

Fa aza ataonao izao izaho

mijaly mafy aho miaritra e



Chérie

Angaha tsy hoe hilokaloka fitia

Chérie

Angaha tsy hoe mandrakizay izy ity

Chérie

Aza ampirafesinao izaho

Aza hadino voady nifanaovana



...

Tondrom-peo hafa

Hampiditra tondrom-peo hafa