Sarin'i Koike

Mombamomba an'i Koike | Hampiditra sarin'i Koike

Ireto avy ny sarin'i Koike

Nampiditra : vale
Daty : 01/06/2009
Momba ny sary : Bonjour daholo! tsy manana afa-tsy ity aho ry reto ah, nefa tiko be izy dia mba mametraka sary eto รด!! bisou mamy be an'i Koike manokana (hihi) !!
Nampiditra : Sipasipa
Daty : 01/06/2009
Momba ny sary : Tsy hagnisy saontsy tsiefa raho rikiahe, fa le naho mivazoho Sare'o tikagne le fa hai' tikagne avao te ia.
Naho ohatse ka mbe misy ti tsy mahay, tsy magnahy fa ambarako avao, i Koike n'io ry Kiahe!
Mazotoa mivazoho!
Nampiditra : lay
Daty : 01/06/2009
Momba ny sary : sary faharoa an'i kioke avy aty @ Lay
Nampiditra : Nina
Daty : 01/06/2009
Momba ny sary : Mba mahafinaritra ahy ny tarika KOIKE dia faly izaho mandefa ny sarin' i Koike
Nina