You are here: home > Tononkira

Lisitry ny hiran'i HIRAH

"tiako ianao" io no hira navoakan'ny tarika farany ary efa eny am-bavan'ny maro izany.roa taona izay no niforonan'ny tarika ary tsapa fa efa miditra @ sehatrin'ny matianina ry zalahy, ary hita koa fa efa mia-matotra !! ireo mpankafia koa efa mitomba , za anisany!!! sady izy koa anie bo gosy e!...(tohiny)

Lohteny hotadiavina : Fitadiavana voafaritra kokoa
Lohateny Mpihira Mpakafy
1 Aleo HIRAH
2 Ho anao HIRAH
3 Manantena HIRAH
4 Namako HIRAH
5 ROCK AND ROLL HIRAH
6 Tontolo iainana HIRAH