You are here: home > Tononkira

Lisitry ny hiran'i Inox

Tarika INOX dia niforona tamin'ny taona 1986, natsagan'i Ragasy tompon'ny Studio INOX, sady mpitendry guitare beso ny tarika tamin'ny izany fotoana izany, anisany nanampy anazy tamin'izany i Blue(GREEN), Poun kely(GREEN), Joce(KIAKA), Thierry Dekapy(Apost), Simon Ralambo, Son Ralambo(Vaika), Daniel....(tohiny)

Lohteny hotadiavina : Fitadiavana voafaritra kokoa
Lohateny Mpihira Mpakafy
1 Marary ny foko Inox
2 Maratra Inox
3 Sitraponao Inox