You are here: home > Tononkira

Lisitry ny hiran'i Twaiz

Twaiz dia mpanakanto Malagasy miangaly ny gadona RAP. Izy dia hita tao amin'ny tarika STAR'S nanomboka tamin'ny taona 2012. Efa namoaka raki-kira miisa 3 : Boatin-drakitra (2008) The Clash (2012) Jackpot (2013) ary manomana ny raki-kirany vaovao mitondra ny lohateny hoe " Anosibefanah" izy amin'izao...(tohiny)

Lohteny hotadiavina : Fitadiavana voafaritra kokoa
Lohateny Mpakafy
1 Feno tsiky
2 Lasa zao
3 Mandria am-piadanana